Teny iditra itỳ
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-manondro zavatra akaiky an' ilay miteny, na eny an-tanany mihitsy aza: Lehibe tokoa itỳ trano itỳ. / Homeko anao itỳ boky itỳ raha tianao / Esory any itỳ fa tsy tiako [1.1]
Fanazavàna teny anglisy This quite close (in sight) [1.7]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31