Teny iditra iva
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Ambany, tsy avo: Iva fanidina ny akoho
¶ reraka dia reraka: Efa iva ny ain' ny marary; 2) tsy ambony: Iva toetra iny olona iny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy low [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay bas [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Fifanahafana  fohy ~ botry ~ zeny ~ bozeny ~ botetaka ~ iva dia iva ~ misafosafo amin' ny tany ~ mirefarefa amin' ny tany ~ kely ~ boteta

Teny iditra iva
Sokajin-teny Tsy lazaina
Famaritana malagasy  [Bara] [Rakotosaona 1972]
Sampanteny 

Teny iditra Iva
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [firaketana]
Famaritana anglisy Ivah [Baiboly]
Famaritana frantsay Ivva [Baiboly]
Voambolana 
Fitovian-keviteny Avà
Teny nalaina 

2017/04/02