Teny iditra ivarotana (varotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Endriteny 
ivarotana
ivarotako
ivarotanao
ivarotany
ivarotantsika
ivarotanay
ivarotanareo
ivarotan'
ivarotan-
ivarotam-
ivarota-
nivarotana
nivarotako
nivarotanao
nivarotany
nivarotantsika
nivarotanay
nivarotanareo
nivarotan'
nivarotan-
nivarotam-
nivarota-
hivarotana
hivarotako
hivarotanao
hivarotany
hivarotantsika
hivarotanay
hivarotanareo
hivarotan'
hivarotan-
hivarotam-
hivarota-
ivaroty
Ohatra 
1Ariary telo no nivarotako ny omby mifahiko (Jai vendu trente piastres le boeuf que j'avais engraissé) [Abinal 1888]
2Nony hita sy voafaritra tsara amin' ny vakim-biriky ny toerana ivarotana, dia ireny mirifatra mamonjy kafe sy mofo mafana eny amin' ny hani-masaka. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 38]
3Sotro no nivarotana ny sira sy siramamy tamin' izany. [Andraina: Mitaraina, takila 116]
4Ary ankehitriny, aza malahelo na tezitra amin'ny tenanareo noho ny nivarotanareo ahy ho atỳ; [Baiboly: 1:045:005/Genesisy 45:5..]
Teny nalaina 
Sary 

2013/04/16