Teny iditra ivelany
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Tsy ao anaty: Lasa any ivelany izy
¶ Tsy ao anatin' ny: Ataovy madio tsara ivelan' ny trano [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy outside, on the exterior [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay à l'extérieur [Abinal 1888 takila 287|1.8, Hallanger 1974 takila 287|1.8]
 extérieurement: Tsy tia vavaka afa-tsy ivelany hiany izy (Ce n'est qu'à l'extérieur qu'il est dévot) [Malzac 1893 takila 341]
Haiendriteny 
ivelany
ivelan'
ivelan-
ivelam-
Ohatra 
1Tsy avoaboaka any ivelany? [Andraina: Mitaraina, takila 161]
2Io no fasako ivelan'ny tany [Rabearivelo: Fasana]
3Ifara teo ivelan-kady, mbola eo ihany ve? [Dahle: Angano, takila 65]
4Sanganehana teo ivelam-bohitra aho [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 112]
Teny nalaina 

Teny iditra ivelany
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Hita maso: Marevaka ny loko ivelany [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay extérieur [Abinal 1888 takila 287|1.13.fr, SLP 1986 takila 287|1.13.fr]
 externe [Abinal 1888 takila 287]
 extrinsèque [SLP 1986]

Teny iditra ivelany
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Endrika, tarehy, bika, toetra hita maso: Tsara ny ivelan' io trano io ~ Tsarovy fa manodoka matetika ny ivelany [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay l'extérieur, le dehors [Abinal 1888 takila 287]

Teny iditra ivelany (vela)
Sokajin-teny matoantenin' ny fitaovana ivelana sy mpisolo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31