Teny iditra ivelezana (vely)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Itondrana faneva, ampiam-bozonina voasary mamy, ivelezana amponga. [1.437]
2Raha misy ady, na zava-dehibe hafa mitranga, dia kohina antsoina ny olona, na ivelezana amponga. [2.508]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ivelezana, ivelezako, ivelezanao, ivelezany, ivelezantsika, ivelezanay, ivelezanareo, ivelezan', ivelezan-, ivelezam-, iveleza-
Ny lasa : nivelezana, nivelezako, nivelezanao, nivelezany, nivelezantsika, nivelezanay, nivelezanareo, nivelezan', nivelezan-, nivelezam-, niveleza-
Ny hoavy : hivelezana, hivelezako, hivelezanao, hivelezany, hivelezantsika, hivelezanay, hivelezanareo, hivelezan', hivelezan-, hivelezam-, hiveleza-
Filaza mandidy : ivelezo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20