Teny iditra ivokisana (voky)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra Raha avy izay fotoana efa tokony mba hananan-dRatovonarivo tokantrano, dia nidinika tamin' ny loholona sy ny an-driambaventy teto amin' ny fanjakana izahay, fa tsy nanao soa am-po na nanao sitraka ivokisana; [2.587]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ivokisana, ivokisako, ivokisanao, ivokisany, ivokisantsika, ivokisanay, ivokisanareo, ivokisan', ivokisan-, ivokisam-, ivokisa-
Ny lasa : nivokisana, nivokisako, nivokisanao, nivokisany, nivokisantsika, nivokisanay, nivokisanareo, nivokisan', nivokisan-, nivokisam-, nivokisa-
Ny hoavy : hivokisana, hivokisako, hivokisanao, hivokisany, hivokisantsika, hivokisanay, hivokisanareo, hivokisan', hivokisan-, hivokisam-, hivokisa-
Filaza mandidy : ivokiso

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20