Teny iditra izaho
Sokajin-teny   mpisolo anarana [firaketana]
Famaritana malagasy   enti-misolo ny olona miteny raha tokana ka atao teny lazaina: ~ Izaho no nisotro rano tamin'itỳ kaopy itỳ.(Miova ho "aho" ny "izaho" raha tsy antitranterina ny filaza ny teny lazaina ka atao ao aorian'ny matoanteny mamarana ny fehezanteny: ~ Nisotro rano tamin'itỳ kaopy itỳ aho). [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   see aho. [Richardson 1885]
   I (emphatic) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   je, moi.
¶ Manao izaho ity: faire l'important. [Abinal 1888]
   je, moi (s'emploie au début de la phras [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
   je, moi [Hallanger 1974]
   [Tanala] je, moi. [Peu employé, cf. plutôt aho, iaho]. [Beaujard 1998]
Famaritana italianina   io [Profita 1969]
Sampanteny  

2015/09/19