Teny iditra izaitsizy
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Fatratra, be dia be na mafy dia mafy: Nihoraka izaitsizy ny vorona vahiny (J.N.)
Tokoa tokoa, indrindra indrindra, mihoatra noho izy, noho ny antonony: Nihinana izaitsizy Ikoto androany ka tsy mahagaga raha tsy mahalevon-kanina ny adala [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Exceedingly, excessively [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Excessivement [1.8]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31