Teny iditra izao tontolo izao
Singan-teny tontolo ; izao
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny fitambaran' ny zavatra rehetra misy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Le monde entier [3.1]
Ohatra 
1Izany no lazaina eran' izao tontolo izao [1.369]
2Ady izao tontolo izao sy ny fiainana ao aminy! [2.245]
3Olona be dia be no misy amin' izao tontolo izao [2.332]
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/08