Teny iditra izarao (zara)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny fitaovana izarana [fitanisana]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]
Ohatra Dia hoy Andrianarisaina: "Hamono omby telo aho, ka hianareo telo mirahavavy no hitatana azy, ka izao no izarao azy" [Rabezandrina: Ikotofetsy]

2019/08/17