Teny iditra izay
Sokajin-teny   mpisolo anarana [firaketana]
Famaritana malagasy   Manondro zavatra efa voalaza na heno ka tsahivina: Avereno fa tiako loatra izay hira izay
¶ Enti-misolo anarana vao voalaza eo aloha no sady mampifandray hevitra roa: Tsy maintsy sazina ny mpianatra izay tsy mianatra tsara [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   who, whom, which, that [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   qui, que, à qui, à quoi [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra izay
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Dikanteny anglisy   now [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   maintenant [Hallanger 1974]
Fifanahafana   izay tratra
  

Teny iditra izay
Sokajin-teny   tenim-piontanana [firaketana]
Dikanteny anglisy   exclamation of approval; that's it ! [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   c'est bien cela ! [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/30