Teny iditra jaba
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Raharahaina, asiana raharaha, ahoana: Tsy jabany akory izay lazaina aminy
Maizina ka mitsapatsapa vao afaka mandeha ny olona: Jaba ny andro. [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra jabajaba

Teny iditra jaba
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Very [1.78]

Teny iditra jaba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Tsabaka, fitsabahana [1.78]
Tovy hevitra jabaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31