Teny iditra | jabaina (jaba) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Maizina dia maizina Andehanana, irosoana am-pitandremana, tsapatsapaina: Jabao aloha sao midi-kizo ianao Raharahaina, asiana raharaha, ahoana: Tsy nojabainy akory ny tenany fa avy hatrany izy niroso tao anoloan' ny miaramila namonjy ny zanany [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |