Teny iditra jabajaba (jaba)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Raharahaina, asiana raharaha, ahoana: Tsy jabajabany akory izay lazaina aminy
¶ Maizina ka mitsapatsapa vao afaka mandeha ny olona: Jabajaba ny andro. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra jaba

2009/06/25