Teny iditra | jaboady | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-biby dia mitovitovy amin' ny saka fa lehibe kokoa ary be volony no somary malany [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A civet cat [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Espèce de civette [1.54, 1.8] | |
Civette (Viverricula indica) [4.22] | ||
Anarana siantifika | Viverricula indica | |
Voambolana | Haibiby: mampinono | |
Tovy hevitra | alazy ~ telofory | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |