Teny iditra jadina
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Vitsy teny, tsy be teniteny firy, mpiasabe.
Mitovy hevitra: jahidy ~ jinina ~ jomòka ~ mijadina ~ mijahidy ~ mijinijiny ~ mijomòka ~ mongena [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay réservé, morne, taciturne [Abinal 1888]
Sampanteny 

2017/07/29