Teny iditra jadom-panjakana
Singan-teny jadona ; fanjakana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fitondram-panjakana na fahefana tsy azo ifandinihana fa rehefa izay dia izay [1.1]
Tovy hevitra jadon' ny mpanjaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/19