Teny iditra jaingy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandeha mirepirepy sy toa miahotrahotra ary matahotra ny hianjera
Famindran' ny zaza vao miana-mandeha toa mitsipitsipika [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra jaingijaingy

Teny iditra jaingy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] échasses, marcher sur les mains. [1.19]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31