Teny iditra jaja
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tomany mafy sady milelalela, tomanin-jaza efa manezakezaka erỳ [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra jajajaja

Teny iditra jaja
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Zaza, ankizy [1.78]
  [Tanala] Zaza: Jaja tam-boavitsy fa tsy be jaja tam-po (zaza lavitry ny fo ka tsy mba tiana loatra) [1.78]

Teny iditra jaja
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Zarany (anady, ets) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31