Teny iditra jajajaja (jaja)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Tomany mafy sady milelalela, tomanin-jaza efa manezakezaka erỳ [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   son vif et perçant, cris perçants des enfants qui pleurent [Abinal 1888]
Voambolana  
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   jaja

Nohavaozina tamin' ny 2017/08/31