Teny iditra jaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Nofon-kenan' ny omby novonoina tamin' ny andro fandroana ka nifanateran' ny mpianakavy ho famantarana sy fahatsiarovam-pihavanana
¶ Vola natao solon' izany
¶ Fanomezana [Rajemisa 1985]
   [Sihanaka] haja omena ny ray aman-dreny, fanomezana isam-pety [Rakotosaona 1972]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Teny iditra jaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Tanala] teny, fiteny [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/02