Teny iditra jako
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Lava manify mitezotezo [Rajemisa 1985]
Mpitovy hevitra jakojako

Teny iditra jako
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-biby lehibe manakaiky ny olombelona eo amin' ny rafitry ny tenany, izay feno volo maniry
¶ Enti-milaza olona faran' izay ratsy tarehy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a monkey (African) [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay singe [Rajemisa: Vakoka]
 singe (africain) [Hallanger 1974]
Voambolana 
Mpitovy hevitra rajako

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31