Teny iditra jakoretra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Lasa eritreritra, lasam-binany, manjonitra, malahelo, mieripanahy. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra jakoko

2009/04/27