Teny iditra jaky
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Volon-javatra mena dia mena, loko na sora-damba mangatrakatraka. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a bright red [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   rouge vif, pourpre [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Tsanganana sy sary iray takila   Ny Loko
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2013/10/11