Teny iditra jamba
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Tsy mahita ny maso: Jamba hatrany an- [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   blind [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   aveugle [Hallanger 1974]
Ohatra   Izay manota fady azy, hono, dia tonga jamba. [Dahle: Angano, takila 197]
Fohy maso izy ary jamba mihitsy tatý aoriana. [Ravelomanana: Lalana, takila 45]
Tsy jamba intsony izy, ary tsy mangovitra intsony ny feony. [Andraina: I Vola, takila 78]
Voambolana  
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Lahatsoratra  

Nohavaozina tamin' ny 2015/10/28