Teny iditra jaka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy be teny na be resaka, morabe sady bonaika. (Jomòka anefa no fiteny matetika kokoa) [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay doux, paisible, silencieux [Abinal 1888]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

Teny iditra jaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anarana niantsoana ny omby taloha [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay ancien nom des boeufs [Abinal 1888]
 zébu [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra omby
Sary 

Teny iditra jamoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay corbeilles rangées sur les étagères des maisons comme ornement [Abinal 1888]
  [Tankarana] corbeille ?. [David 1952 (takila J)]

2017/03/10