Teny iditra janga
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Mpanaram-po amin' ny fitondrantena ratsy, miliba amin' ny fahalianana ara-nofo: Notorahin' ny olona ilay vehivavy janga
¶ Enti-milaza lehilahy na vehivavy mandeha amin' olona tsy vadiny [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay relevé
¶ figuré: lascif [Abinal 1888]
Famaritana anglisy a prostitute
¶ immoral [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay prostituée
¶ immoral [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Lahatsoratra 

Teny iditra janga
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Bara] sitrana [Rakotosaona 1972]
  [Tandroy] vao avy narary, vao sitrana: Tsy mahaloha lavitse reke fa vaho janga [Rakotosaona 1972]
  [Sakalava] Sitrana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Tankarana] guéri: Efa janga ny marary (le malade est guéri) [David 1952 (takila J)]
Sampanteny 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny janga ity (1): Mahajanga

Teny iditra janga
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza ny loba miranga ary mitraka tsara: Jangaloha irỳ zazavavy [Rajemisa 1985]

2017/08/03