Teny iditra janjana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fikapana amin-java-maranitra ho tapaka avy hatrany, fanapahan-kevitra hentitra, fanovan-javatra tsara maty paika. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2017/04/02