Teny iditra japina (japy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Ihazakazahana taingenana eny am-pandehanana: Nojapiny ilay fiarambahoaka, nefa tsy nahatana tsara ny varavarana ny tanany ka nianjera nitsirara izy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : japina, japiko, japinao, japiny, japintsika, japinay, japinareo, japin', japin-, japim-, japi-
Ny lasa : nojapina, nojapiko, nojapinao, nojapiny, nojapintsika, nojapinay, nojapinareo, nojapin', nojapin-, nojapim-, nojapi-
Ny hoavy : hojapina, hojapiko, hojapinao, hojapiny, hojapintsika, hojapinay, hojapinareo, hojapin', hojapin-, hojapim-, hojapi-
Filaza mandidy : japio

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20