Teny iditra japy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karavasin' ny mpiandry omby, izay ataony amin' ny taretra aolanolana ary ampiasainy ho fikapohana na fanapoapoaka fotsiny [Rajemisa 1985]

Teny iditra japy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitaingenana zavatra eny am-pandehanana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra japy
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tandroy] (Comparer à jabihy). Operculicarya decaryi H.Perrier(Anacardiaceae). Petit arbre à fruits comestibles. Fournit une gomme peu soluble dans l'eau. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Operculicarya decaryi

2017/12/07