Teny iditra jarika
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   lahinjiro voafono jabora, jiro fanilo fampiasan'ny taloha [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   chandelle des anciens [Abinal 1888]
Dikanteny frantsay   chandelle des anciens, torche [SLP: Voambolana]

Teny iditra jarika
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fijoroana ela miandry. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   durée, attente [Abinal 1888]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/27