Teny iditra jaroboka (roboka)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanasokana na fandentehana (zavatra) ao anaty rano tsy hipoitra; famarinana (zavatra) ao anaty rano tsy hipoitra; fivarinana na fianjerana ao anaty rano. [Rajemisa 1985]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2010/01/10