Teny iditra jaza > zaza
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ankizy mbola kely tsy tonga taona: Tsy dia azo omen-tsiny loatra ny zaza
¶ Tsy mato-tsaina, tsy mieritreritra, manao fanahinjaza: Ny vatany fotsiny no lehibe fa mbola zaza raha Ikoto [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a child [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay enfant [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Nanahirana indray anefa io zaza io. [Andraina: Mitaraina, takila 161]
2Zaza efatra no milalao tsy lavitra azy eo. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 6]
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny zaza ity (4): Ambohijaza, Ambohijazavavy, Tsarazaza, Zazafotsy

Teny iditra jaza > Zaza
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
 Zaza, Ziza: [Baiboly]
Famaritana malagasy  [Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: NNN] [Randzavola: Baiboly]
Famaritana anglisy Zaza [Baiboly]
Famaritana frantsay Zaza [Baiboly]
Voambolana 
Tsipelina hafa