Teny iditra jefijefy (jefy)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mipelipelika noho ny hajejoana, fatra-panao fihetsehana tsy dia maotina loatra, mba hirehan' ny mason' ny olona any amin' ny tena [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra jefy

2009/02/23