Teny iditra jeho
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandeha miadana toy ny mivesatra entana na marary. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra jehojeho

Teny iditra jeho
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Aretin' omby [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra Jeho
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
 Jeho [Baiboly]
Famaritana anglisy Jehu [Baiboly]
Famaritana frantsay Jéhu [Baiboly]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra Jehoa
Ohatra Nony niditra ny vavahady Jeho dia hoy izy: [Baiboly: 12:009:031/Mpanjaka II 9:31..]
Teny nalaina 

2015/09/07