Teny iditra jejo
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Fatra-panao fihetsehana tsy maotina hanintona ny mason' ny olona langa hijery azy: Vehivavy jejo tsy misy toa azy Ikala anona iny
¶ Pelipelika, tia haingo fatratra, kasikasy, maivan-doha: Jejo erỳ i Saholy amin' iny akanjo vaony iny. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy wanton, licentious [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay lascif [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra jejojejo
Mpanahaka  jifa ~ pilaka ~ jefy ~ jefitra ~ jila ~ tefitra ~ langa ~ maola ~ malanga

Teny iditra jejo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] tanin'afo, tifonoana [Rakotosaona 1972]
Teny mitovy hevitra jiajia

2013/01/01