Teny iditra jemby
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza olona izay tsy mahita tsara ny masony fa safotry ny vovoka na ny setroka na ny hatezerana, vizana ny maso ka tsy mahita tsara, badenina, manjambena
Mitovy hevitra: badenina ~ farina ~ jambena ~ jenjina ~ mantsafofoka ~ safotra ~ tsy mahita izay ambonin' ny tany ~ tsy mahita ny atsimo sy avaratra ~ voan' ny tamberintany [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny nalaina 

2013/01/01