Teny iditra jenitra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Manao fihetsehana tsy miherika na mitodika fa mijaridina mitihintihina, mihaminkamina erỳ; tsy manao fihetsehana firy ao anatin' ny haingo anaovana: Jenitra erỳ Isambilonanao ilay akanjo didimananjara vao nozairina [Rajemisa 1985]
Teny nalaina 

2009/02/23