Teny iditra jenjina
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Ohatra ny voakapoka mafy ka fanina, mila ho safotra, tsy mahita izay ambonin' ny tany: Nianjeran' ny taila ny lohany ka jenjina izy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   taken aback, unsure of oneself [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   ébahi, hébété [Hallanger 1974]
Ohatra  
1Jenjina izy, saikatra, menatra, natahotra aza! [Rajaonarivelo: Bina, takila 91]
2Ranomaso no mandriaka, sady jenjina ny loha, fa ny ali-mangatsiaka ali-mampamohafoha! [Razakandraina: Ali-mainty]
3Narenina ny sofoko, jenjina aho, avy eo niankapokapoka tamin' ny tany sy ny dabilio latabatra teo akaiky. [Andraina: Mitaraina, takila 58]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2017/08/03