Teny iditra jentilisa
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   athéisme [Vezo] [Poirot & Santio: Vezo]
Ohatra  
1Vao novakiny tamin' ny feony madonda feno fitiavana fotsiny ireo andininy faha-25 sy faha-26, dia lasan-davitra ny eritreritra, fa hoy izy : "Fantatrareo fa ny andrianan 'ny jentilisa mampanompo azy tokoa, ary ny iehibeny manapaka azy fatratra. [Ravelomanana: Lalana, takila 87]
2Matetika anefa, mahery ny rafitra fehezin' ny vola izay mamolavola ny saina mba ho 87 - "Fa amin'izany dia tsy misy Jentilisa sy Jiosy, na voafora sy tsy voafora, na barbariana sy skytiana, na andevo sy tsy andevo, fa Kristy no zavatra rehetra sady amin'ny rehetra". [Razafiarivony: Harivolana, takila 76]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/01/15