Teny iditra jerijerena (jerijery (jery))
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Ohatra 
1Hita niavaka tsara teny izany, hany ka ohatra ny tamin' izaho voatentina voatabia ihany ity, nojerijeren' ny olona teny am-pandehanana. [2.4]
2Manondri-doha izy, marenina ilany izy, ary nony vao tsy jerijerena izy, dia ialohany hianao. [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : jerijerena, jerijereko, jerijerenao, jerijereny, jerijerentsika, jerijerenay, jerijerenareo, jerijeren', jerijeren-, jerijerem-, jerijere-
Ny lasa : nojerijerena, nojerijereko, nojerijerenao, nojerijereny, nojerijerentsika, nojerijerenay, nojerijerenareo, nojerijeren', nojerijeren-, nojerijerem-, nojerijere-
Ny hoavy : hojerijerena, hojerijereko, hojerijerenao, hojerijereny, hojerijerentsika, hojerijerenay, hojerijerenareo, hojerijeren', hojerijeren-, hojerijerem-, hojerijere-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20