Teny iditra jery
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanopazana ny maso, fitazanana: Nanao fara jery ilay tanàna izy nony tonga teo an-tampon-kavoana dia lasa [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a look [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay regard [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay vue [SLP: Voambolana]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Fifanahafana  jery ambany ~ jery ambony ~ jery andrirana ~ jery anoloana ~ jery an-tendro ~ jery fanao mahazatra ~ jery havanana ~ jery havia ~ jery ivoho ~ jery mitsitokotoko

Teny iditra jery
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Mahafaly, Sihanaka] hevitra [Rakotosaona 1972]

Teny iditra jery
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] nom d'une espèce d'oiseau, serin, fauvette. [David 1952 (takila S)]
Voambolana 
Fitovian-keviteny sabery

2017/08/03