Teny iditra jery atrika (jery, atrika)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy baiko-miaramila ilazana mba hijoro tsara; ny loha miandranandrana, ny ranjo mikambana, ny tongotra somary mivelatra kely ary ny tanana roa mitsotra manaraka ny vatana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay garde-à-vous [SLP 1986]
Voambolana 

2009/12/09