Teny iditra jifa
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Jejo, pilaka, maivandoha. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   volage, lascif [Abinal 1888]
Sampanteny  

Teny iditra jifa
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   mahia be [Bara] [Rakotosaona 1972]

Teny iditra jifa
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Dikanteny frantsay   consumé [Abinal 1888]
Ny bikany  
jifa
jifako
jifanao
jifany
jifantsika
jifanay
jifanareo
jifan'
jifan-
jifam-
nojifa
nojifako
nojifanao
nojifany
nojifantsika
nojifanay
nojifanareo
nojifan'
nojifan-
nojifam-
hojifa
hojifako
hojifanao
hojifany
hojifantsika
hojifanay
hojifanareo
hojifan'
hojifan-
hojifam-

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14