Teny iditra jihijihy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanaintainana noho ny aretina, tahaka ny fiafia, ohatra [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a tremour, a quivering motion of the body from pain or cold [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   secousses, commotions, comme celle d'un mourant, agitation de tous les nerfs [Abinal 1888]
Voambolana  
Sampanteny  

Teny iditra jihijihy (jihy)
Sokajin-teny   mpamaritra
Dikanteny frantsay   difficile, capricieux [Tankarana] [David 1952 (takila J)]

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10