Teny iditra | jihitra | ||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||
Fanazavàna teny malagasy | Maty eo no ho eo: Taloha tsy navelan' ny fokonolona raha tsy jihitra izay nangalatra tao an-tsena Mihinjitra noho ny hatsiaka: Jihitry ny hatsiaka aho ka nody [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Dead; numb from cold [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Mort; engourdi par le froid [1.8] | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |