Teny iditra jijy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tsimihety] Tantara am-bava, hira entina mitanisa zavatra [Rajemisa 1985]

Teny iditra jijy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fisonenehana tsara eo am-pandihizana (tandrimo), fikaliana; fihinanana tsikelikely [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra jijy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Lalao kanety ampanatonina toikelikely ny vava lavaka
¶ Fanaovana na fandaniana tsikelikely
¶ Fampandihizana (tandrimo) hisonenika tsara [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra jijy
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bara] miandry elabe [Rakotosaona 1972]

2017/04/02