Teny iditra jila
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Maivana, mipelipelika jejojejo: Lakan-jila
¶ Fatra-pirona amin' ny fahalianan' ny nofo ka mampiseho izany amin' ny finetsika, fijery, famindra: Tovovavy jila [Rajemisa 1985]
Fitovian-keviteny   jilajila
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra jila
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Bara, Taisaka] njola [Rakotosaona 1972]

2011/01/25