Teny iditra jilajila (jila)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy maivana, mipelipelika jejojejo
¶ fatra-pirona amin' ny fahalianan' ny nofo ka mampiseho izany amin' ny finetsika, fijery, famindra: Tovovavy jilajila [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay léger, étourdi, licencieux [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra jila

Teny iditra jilajila
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] nom d'une espèce de poisson. [David 1952 (takila J)]
Voambolana 

2017/08/03