Teny iditra jinga > zinga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanovozan-drano any am-pantsakana na ao antsinibe: Tovozy amin' ny zinga ny rano
Fisotroan-drano: Zatra amin' ny an-tohojinga ka tsy velona amin' ny an-kararàna
Vata famarana taloha mitovy fatra amin' ny 1 litatra amin' ny famarana ankehitriny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A dipper for water with a long handle [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Calebasse à longue manche qui sert à puiser l'eau; épuisette [1.8]
 Calebasse servant à puiser l'eau ; on l'emmanche souvent à cette fin. On précise souvent zinga-voatavo pour distinguer des ustensiles de fer blanc utilisés aux mêmes fins. [1.196]
Ohatra 
1Nisantaran-dRamatoa nentina nantsaka ny zinga lava taho mamirapiratra. [2.470]
2Natao anaty zinga vifotsy ny rano-mangahazo, iny no nifandimbiasan' ny rehetra nisotroana. [2.472]
3Ny zinga vola sy ny zinga vifotsy; [2.48]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Ohabolana